Boky voalohan'ny Mpanjaka 13:38
Ary Absaloma efa nandositra nankany Gesora ka nitoetra tany telo taona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So Absalom fled, and went to Geshur, and was there three years.
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 13
Cross References
2 Samuel 14:13Dia hoy ravehivavy: Nahoana ianao no nihevitra toy izany hamely ny olon’ Andriamanitra? Fa amin’ ny, itenenan’ ny mpanjaka izany zavatra izany, dia toa mahavoa ny tenany ihany izy noho ny tsi-fampodian’ ny mpanjaka ilay noroahiny.
2 Samuel 14:32Fa hoy Absaloma tamin’ i Joaba: Indro, naniraka tany aminao aho ka nanao hoe: Mankanesa atỳ hirahiko ho any amin’ ny mpanjaka hanao hoe: Nahoana no niala tany Gesora aho? Tsara amiko raha nitoetra tany ihany mandraka ankehitriny. Koa ankehitriny, aoka re mba hahita ny tavan’ ny mpanjaka aho, ka raha manan-keloka aho, dia aoka hovonoiny.