Boky voalohan'ny Mpanjaka 14:1
Ary Joaba, zanak’ i Zeroia, nahalala fa ny fon’ ny mpanjaka nalahelo an’ i Absaloma ihany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now Joab the son of Zeruiah perceived that the king’s heart was toward Absalom.
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 14
Cross References
2 Samuel 2:18Ary mba teo koa izy telo lahy zanak’ i Zeroia, dia Joaba sy Abisay ary Asahela; ary Asahela dia haingan-tongotra tahaka ny gazela any an-efitra.
2 Samuel 19:4Ka dia niakatra nisokosoko tao an-tanàna ny olona tamin’ izany andro izany, toy ny fisokosokon’ ny olona menatra raha mandositra amin’ ny ady.
Proverbs 29:26Maro no mila sitraka amin’ ny mpanapaka; Fa avy amin’ i Jehovah ny fitsarana ny olona.