bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 14 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 14:23
Boky voalohan'ny Mpanjaka 14:23
Dia niainga Joaba nankany Gesora, ka nentiny nankany Jerosalema Absaloma.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So Joab arose and went to Geshur, and brought Absalom to Jerusalem.
In Context
22Dia niankohoka tamin’ ny tany Joaba ka nitsaoka sy nisaotra ny mpanjaka; ary hoy Joaba: Anio no ahafantaran’ ny mpanomponao fa efa mahita fitia eo imasonao aho, ry mpanjaka tompoko, amin’ ny nanaovan’ ny mpanjaka araka ny nangatahin’ ny mpanompony.
24Ary hoy ny mpanjaka: Aoka hody any an-tranony izy, fa aza avela hahita ny tavako. Ary Absaloma nankany an-tranony, ka dia tsy nahita ny tavan’ ny mpanjaka.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 14
Cross References
2 Samuel 13:37Fa Absaloma nandositra nankany amin’ i Talmay, zanakalahin’ i Amihoda, mpanjakan’ i Gesora. Ary nisaona ny zanany mandrakariva Davida.
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 14:23