Boky voalohan'ny Mpanjaka 14:24
Ary hoy ny mpanjaka: Aoka hody any an-tranony izy, fa aza avela hahita ny tavako. Ary Absaloma nankany an-tranony, ka dia tsy nahita ny tavan’ ny mpanjaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
23Dia niainga Joaba nankany Gesora, ka nentiny nankany Jerosalema Absaloma.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 14
Cross References
Exodus 10:28Ary hoy Farao taminy: Mialà amiko; koa mitandrema, fa aoka tsy hahita ny tavako intsony ianao; fa amin’ izay andro hahitanao ny tavako dia ho faty ianao.
2 Samuel 14:28Ary Absaloma nitoetra roa taona ngarangidina tany Jerosalema, nefa tsy mbola nahita ny tavan’ ny mpanjaka ihany izy.