Boky voalohan'ny Mpanjaka 16:20
Ary hoy Absaloma tamin’ i Ahitofela: Heveronareo tsara izay hataontsika.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then said Absalom to Ahithophel, Give counsel among you what we shall do.
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 16
Cross References
2 Samuel 15:12Ary Absaloma naniraka naka an’ i Ahitofela Gilonita, mpanolo-tsaina an’ i Davida, avy tao an-tanànany, dia tao Gilo, raha mbola nanatitra ny fanatitra izy. Ary nihamasaka ny tetika fikomiana, ka dia nihamaro mandrakariva ny olona nomba an’ i Absaloma.
Psalms 37:12Ny ratsy fanahy manao hevi-dratsy hamelezana ny maraina ka mihidy vazana aminy.
Isaiah 8:10Makà saina ihany ianareo, nefa mbola hofoanana izany; Milazà ihany ny teny, nefa tsy ho tanteraka izany tsy akory; Fa aminay Andriamanitra.
Matthew 27:1Ary nony maraina ny andro, ny lohan’ ny mpisorona rehetra sy ny loholona dia niara-nihevitra hiampanga an’ i Jesosy mba hamonoany Azy.