Boky voalohan'ny Mpanjaka 16:3
Dia hoy ny mpanjaka: Aiza ny zanakalahin’ ny tomponao? Ary hoy Ziba tamin’ ny mpanjaka: Indro, mitoetra any Jerosalema izy; fa hoy izy: Anio no hampodian’ ny taranak’ Isiraely ny fanjakan’ ikaky ho ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 16
Cross References
Exodus 20:16Aza mety ho vavolombelona mandainga hanameloka ny namanao.
2 Samuel 9:9Dia niantso an’ i Ziba, mpanompon’ i Saoly, ny mpanjaka ka nanao taminy hoe: Izay rehetra nananan’ i Saoly sy ny mpianakaviny rehetra dia nomeko ny zanakalahin’ ny tomponao.
2 Samuel 19:28Nefa nendrikendrehiny tamin’ ny mpanjaka tompoko izaho mpanomponao; fa ny mpanjaka tompoko dia hoy Ilay Anjelin’ Andriamanitra; koa ataovy izay sitrakao.
Psalms 88:18Mandifotra ahy mandrakariva tahaka ny rano ireny; Miara-manodidina ahy izy.
Proverbs 1:19Toy izany no iafaran’ izay rehetra fatra-pila harena; Fa hipaoka ny ain’ izay fatra-pila azy izany.
Micah 7:5Aza matoky namana ianareo, Aza mahazo am-po izay sakaiza mahazatra; Fa ambeno ny varavaran’ ny vavanao na dia amin’ izay andefimandrinao aza.