bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 17 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 17:13
Boky voalohan'ny Mpanjaka 17:13
Fa raha miditra an-tanàna izy, dia hitondran’ ny Isiraely rehetra mahazaka izany tanàna izany, ka dia hotarihintsika ho any amin’ ny ony izany ambara-paha-tsy hisy na dia vato kely iray aza hita ao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Moreover, if he be gotten into a city, then shall all Israel bring ropes to that city, and we will draw it into the river, until there be not one small stone found there.
In Context
12Dia ho tonga ao aminy amin’ izay fitoerana anankiray hahitana azy isika, ka dia hilatsaka aminy toy ny filatsaky ny ando amin’ ny tany, ka tsy hasiantsika miangana na dia iray akory aza izy mbamin’ izay olona rehetra manaraka azy.
14Ary hoy Absaloma sy ny lehilahy rehetra amin’ ny Isiraely: Tsara noho ny hevitra nataon’ i Ahitofela ny nataon’ i Hosay Arkita. Fa efa notendren’ i Jehovah ho foana ny sain-dalina nataon’ i Ahitofela, hampidiran’ i Jehovah loza amin’ i Absaloma.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 17
Cross References
Matthew 24:2Fa Izy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy hitanareo va ireo rehetra ireo? Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy havela hisy vato hifanongoa eto ka tsy horavana.
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 17:13