bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 17 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 17:22
Boky voalohan'ny Mpanjaka 17:22
Dia niainga Davida sy ny olona nanaraka, azy, ka nita an’ i Jordana izy; ary nony maraina ny andro, dia tsy tafita an’ i Jordana na dia olona iray aza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then David arose, and all the people that were with him, and they passed over Jordan: by the morning light there lacked not one of them that was not gone over Jordan.
In Context
21Ary nony efa lasa ireo, dia niakatra avy ao amin’ ny lavaka fantsakana izy roa lahy, ka lasa nandeha izy, dia nanambara tamin’ i Davida mpanjaka hoe: Miaingà, ka mità faingana ny rano; fa izany no hevitra nataon’ i Ahitofela hamelezana anareo.
23Ary nony hitan’ i Ahitofela fa narahina ny hevitra nataony, dia nasiany lasely ny borikiny, dia niainga izy dia nody tany an-tranony tany an-tanànany; ary nanafatra ny ankohonany izy, dia nanaton-tena, ka dia maty ary nalevina tao amin’ ny fasan-drainy.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 17
Cross References
2 Samuel 17:24Ary Davida tonga tao Mahanaima. Ary Absaloma nita an’ i Jordana, dia izy sy ny lehilahy rehetra amin’ ny Isiraely izay nanaraka azy.
Matthew 10:16Indro, Izaho maniraka anareo ho tahaka ny ondry ao ampovoan’ ny amboadia; koa hendre tahaka ny menarana, ary morà tahaka ny voromailala.
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 17:22