Boky voalohan'ny Mpanjaka 17:3
dia haveriko ho etỳ aminao ny vahoaka rehetra miankina amin’ io lehilahy tadiavinareo io ny hiverenan’ ny vahoaka rehetra, ka dia hiadana ny olona rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
4Ary sitrak’ i Absaloma sy ny loholon’ ny Isiraely rehetra izany.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 17
Cross References
Isaiah 48:22Tsy misy fiadanana ho an’ ny ratsy fanahy, hoy Jehovah.
1 Thessalonians 5:3Raha misy olona manao hoe: Miadana sy mandry fahizay, dia hanjo azy tampoka ny fandringanana, toy ny fahararian’ ny vehivavy raha miteraka, ka tsy ho afa-mandositra mihitsy izy.