The Bible Software
bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 17 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 17:5

Boky voalohan'ny Mpanjaka 17:5

Kanefa hoy Absaloma: Mba antsoy kosa Hosay Arkita, ary aoka ho rentsika koa izay teniny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then said Absalom, Call now Hushai the Archite also, and let us hear likewise what he saith.

In Context

4Ary sitrak’ i Absaloma sy ny loholon’ ny Isiraely rehetra izany.

6Ary nony tonga teo amin’ i Absaloma Hosay dia hoy Absaloma taminy: Izao no hevitr’ i Ahitofela; ka hanao araka ny teniny va isika? Sa ahoana kosa no hevitrao?

Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 17

Cross References

2 Samuel 15:32Ary nony tonga teo an-tampon’ ny tendrombohitra Davida, dia teo amin’ izay fivavahan’ ny olona tamin’ Andriamanitra, indro, avy hitsena azy Hosay Arkita, voatriatra ny akanjony sady nihosin-tany ny lohany;

2 Samuel 16:16Ary Hosay Arkita, sakaizan’ i Davida, dia tonga tao amin’ i Absaloma ka nanao taminy hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka! ho ela velona anie ny mpanjaka!

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 17:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky voalohan'ny Mpanjaka 17:4Boky voalohan'ny Mpanjaka 17Boky voalohan'ny Mpanjaka 17:6 →