Boky voalohan'ny Mpanjaka 17:7
Ary hoy Hosay tamin’ i Absaloma: Tsy mety ny hevitra nataon’ i Ahitofela tamin’ ity.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Hushai said unto Absalom, The counsel that Ahithophel hath given is not good at this time.
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 17
Cross References
2 Samuel 15:31Ary nisy nanambara tamin’ i Davida hoe: Ahitofela koa mba isan’ ny mpiray tetika amin’ i Absaloma. Dia hoy Davida: Mitaraina aminao aho, Jehovah ô, ampodio ho fahadalana ny hevitra ataon’ i Ahitofela.
Proverbs 31:8Sokafy ny vavanao hisolo ny moana, Hahazoan’ ny kamboty ny rariny;