bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 18 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 18:21
Boky voalohan'ny Mpanjaka 18:21
Ary hoy Joaba tamin’ ilay Kosita: Andeha, ambarao amin’ ny mpanjaka izay efa hitanao. Ary ilay Kosita niankohoka teo anatrehan’ i Joaba, dia lasa nihazakazaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then said Joab to Cushi, Go tell the king what thou hast seen. And Cushi bowed himself unto Joab, and ran.
In Context
20Fa hoy Joaba taminy: Tsy ho mpitondra teny mahafaly ianao, raha mandeha anio, satria maty ny zanakalahin’ ny mpanjaka, fa andro hafa dia mbola hitondra teny mahafaly ihany ianao.
22Fa Ahimaza, zanak’ i Zadoka, dia mbola niteny tamin’ i Joaba ihany nanao hoe: Ka nahoana aza, aoka ihany aho mba hiezaka koa hanaraka ilay Kosita. Fa hoy Joaba: Ahoana no hiezahanao, anaka; fa na dia mandeha aza ianao, tsy hisy teny mahafaly hahazoanao fitia tsinona?
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 18
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 18:21