Boky voalohan'ny Mpanjaka 19:3
Ary ny famonjena dia tonga fisaonana tamin’ ny vahoaka rehetra androtrizay, satria ren’ ny vahoaka tamin’ izany andro izany hoe: Malahelo ny zanany ny mpanjaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2Ary nambara tamin’ i Joaba hoe: Indro, mitomany sy misaona an’ i Absaloma ny mpanjaka.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 19
Cross References
2 Samuel 17:24Ary Davida tonga tao Mahanaima. Ary Absaloma nita an’ i Jordana, dia izy sy ny lehilahy rehetra amin’ ny Isiraely izay nanaraka azy.