bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 2 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 2:15
Boky voalohan'ny Mpanjaka 2:15
Dia nisy nitsangana ka nita, dia roa ambin’ ny folo lahy tamin’ ny Benjamina, izay an’ Isboseta, zanak’ i Saoly, ary roa ambin’ ny folo lahy koa tamin’ ny mpanompon’ i Davida.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then there arose and went over by number twelve of Benjamin, which pertained to Ish-bosheth the son of Saul, and twelve of the servants of David.
In Context
14Ary hoy Abnera tamin’ i Joaba: Masìna ianao, aoka hitsangana ny zatovo hanao kilalao eto anatrehantsika. Ary hoy Joaba; Aoka ary izy hitsangana.
16Ary izy rehetra samy nifanavika nifampihazon-doha ka nifandefon-tehezana tamin’ ny sabatra, dia niara-nikarapoka; koa izany no nanaovana izany fitoerana ao Gibeona izany hoe Helkata-hazorima.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 2
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 2:15