Boky voalohan'ny Mpanjaka 20:24
ary Adorama no komandin’ ny mpanao fanompoana; ary Josafata, zanak’ i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Adoram was over the tribute: and Jehoshaphat the son of Ahilud was recorder:
In Context
25ary Seva no mpanoratra; ary Zadoka sy Abiatara no mpisorona;
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 20
Cross References
1 Kings 4:3Elihorefa sy Ahia, zanak’ i Sisa, no mpanoratra; Josafata zanak’ i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaha-mpanjakana;
1 Kings 12:18Ary dia naniraka an’ i Adorama, komandin’ ny mpanao fanompoana, Rehoboama mpanjaka, nefa ny Isiraely rehetra nitora-bato azy, ka maty izy. Dia niezaka faingana nankeo amin’ ny kalesiny Rehoboama mpanjaka handositra ho any Jerosalema.