Boky voalohan'ny Mpanjaka 20:25
ary Seva no mpanoratra; ary Zadoka sy Abiatara no mpisorona;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Sheva was scribe: and Zadok and Abiathar were the priests:
In Context
26ary Ira Jairita kosa no mpanolo-tsaina an’ i Davida.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 20
Cross References
1 Kings 1:7Ary efa niresaka tamin’ i Joaba, zanak’ i Zeroia, sy Abiatara mpisorona izy; ka dia niandany tamin’ i Adonia izy roa lahy ka nanampy azy.
1 Chronicles 18:16Ary Zadoka, zanak’ i Ahitoba, sy Abimeleka, zanak’ i Abiatara, no mpisorona; ary Saosa no mpanoratra.