Boky voalohan'ny Mpanjaka 22:13
Ary avy teo amin’ ny famirapiratana teo anatrehany nisy vainafo nidedadeda.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Through the brightness before him were coals of fire kindled.
In Context
12Efa nanao ny maizina ho tranony manodidina Azy Izy, dia fivorian-drano sy rahona matevina
14Dia nampikotroka tany an-danitra Jehovah, ny Avo Indrindra niloa-peo.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 22
Cross References
Exodus 24:17Ary ny fijery ny voninahitr’ i Jehovah teo an-tampon’ ny tendrombohitra dia tahaka ny afo mandevona teo imason’ ny Zanak’ Isiraely.