The Bible Software
bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 22 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 22:25

Boky voalohan'ny Mpanjaka 22:25

Koa namaly ahy araka ny fahamarinako Jehovah, dia araka ny fahadiovako teo imasony.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Therefore the LORD hath recompensed me according to my righteousness; according to my cleanness in his eye sight.

In Context

24Tsy nanan-tsiny taminy aho sady niaro tena tsy ho azon’ ny fahotako;

26Ny olona tsara no isehoanao fa tsara; Ny tena olo-marina no isehoanao fa marina;

Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 22

Cross References

2 Samuel 22:21Nanisy soa ahy araka ny fahamarinako Jehovah; Araka ny fahadiovan’ ny tanako no namaliany ahy.

Proverbs 5:21Fa eo imason’ i Jehovah ny alehan’ ny olona, Ary ny diany rehetra dia dinihiny avokoa.

Romans 2:7ho an’ izay maharitra manao soa mandrakariva ka mitady voninahitra sy laza ary tsi-fahafatesana, dia fiainana mandrakizay;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 22:25

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky voalohan'ny Mpanjaka 22:24Boky voalohan'ny Mpanjaka 22Boky voalohan'ny Mpanjaka 22:26 →