Boky voalohan'ny Mpanjaka 22:29
Fa Hianao no jiroko, Jehovah ô; Jehovah mampahazava ny fahamaizinako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For thou art my lamp, O LORD: and the LORD will lighten my darkness.
In Context
28Fa ny olona ory dia vonjenao; Fa ny masonao manandrina ny mpiavonavona, ka aetrinao ireny.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 22
Cross References
Job 29:3Fony mbola nazava teo ambonin’ ny lohako ny jirony, ary ny fahazavany no nandehanako tao amin’ ny maizina;
Psalms 18:28Fa Hianao mamonjy ny olona ory; ary ny maso miandranandrana kosa aetrinao.
Psalms 84:11Fa ny indray andro eo an-kianjanao dia tsara noho ny arivo; aleoko mipetraka eo amin’ ny tokonam-baravaran’ ny tranon’ Andriamanitra, toy izay mitoetra ao an-dain’ ny ratsy fanahy.
Psalms 112:4Ao amin’ ny maizina no iposahan’ ny mazava ho an’ ny mahitsy; Mamindra fo sy miantra ary marina ireny.
Isaiah 60:19Tsy ny masoandro intsony no ho fanazavana anao nony andro; ary tsy ny fangarangaran’ ny volana no hanazava anao; fa Jehovah no ho fanazavana anao mandrakizay, ary Andriamanitrao no ho voninahitrao.