Boky voalohan'ny Mpanjaka 22:35
Mampianatra ny tanako hiady Izy, ka mahahenjana tsipìka varahina ny sandriko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He teacheth my hands to war; so that a bow of steel is broken by mine arms.
In Context
36Omenao ahy ny ampingan’ ny famonjenao; Ary ny fahamoram-panahinao no mahalehibe ahy.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 22
Cross References
Psalms 46:9Avia, jereo ny asan’ i Jehovah, izay mahatonga faharavana etỳ an-tany;
Ezekiel 39:3Ary hasiako ny tsipìkanao hiala eny an-tananao ankavia, ary halatsako hiala eny an-tananao ankavanana ny zana-tsipìkanao.