Boky voalohan'ny Mpanjaka 22:42
Miherikerika izy, fa tsy misy mpamonjy, eny, maniry an’ i Jehovah izy, fa tsy mamaly azy Izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
They looked, but there was none to save; even unto the LORD, but he answered them not.
In Context
41Ary ataonao miamboho ahy ny fahavaloko; Ka aringako izay mankahala ahy.
43Torotoroiko madinika tahaka ny vovo-tany izy; Hoseko tahaka ny fotaka eny an-dalana izy ka apariako.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 22
Cross References
Job 27:9Hihaino ny fitarainany va Andriamanitra, raha ozoim-pahoriana izy?
Isaiah 1:15Raha mananty tanana ianareo, Dia hitampi-maso tsy hijery anareo Aho; Eny, na dia manao vavaka be aza ianareo, dia tsy hihaino Aho; Feno ran’ olona ny tananareo.
Micah 3:4Amin’ izany dia hitaraina amin’ i Jehovah izy, Nefa tsy hohenoiny; Hanafina ny tavany aminy amin’ izany andro izany Izy Araka ny faharatsian’ ny nataon’ ireo.
Luke 13:25Rehefa mitsangana ny tompon-trano ka manidy ny varavarana, ary ianareo mijanona eo ala-trano mandondòna ny varavarana ka manao hoe: Tompoko, vohay izahay, dia hamaly Izy ka hanao aminareo hoe: Tsy fantatro na avy taiza na avy taiza ianareo;