bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 23 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 23:11
Boky voalohan'ny Mpanjaka 23:11
Ary ny manarakaraka azy dia Sama, zanak’ i Age Hararita. Ary nony nivory ho iray toko teo amin’ ny tany nisy voanemba maniry ny Filistina, ary ny olona nandositra azy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And after him was Shammah the son of Agee the Hararite. And the Philistines were gathered together into a troop, where was a piece of ground full of lentiles: and the people fled from the Philistines.
In Context
10dia nitsangana Eleazara ka namely ny Filistina mandra-pahavizan’ ny tànany ka efa niraikitra tamin’ ny sabatra; ary Jehovah nanao famonjena lehibe tamin’ izany andro izany, ka ny haka babo ihany no sisa nanarahan’ ny olona azy.
12dia nijanona teo afovoan’ io tany io kosa izy ka nahazo io ary namono ny Filistina; ka dia nanao famonjena lehibe Jehovah.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 23
Cross References
2 Samuel 23:33Sama Hararita, Ahiama, zanak’ i Sarara Hararita,
1 Chronicles 11:27sy Samota Harorita sy Haleza Pelonita
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 23:11