Boky voalohan'ny Mpanjaka 23:2
Ny Fanahin’ i Jehovah no mampiteny ahy, ary ny teniny no eo amin’ ny lelako;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The Spirit of the LORD spake by me, and his word was in my tongue.
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 23
Cross References
1 Kings 1:20Ary ianao, ry mpanjaka tompoko ô, ny mason’ ny Isiraely rehetra manandratra anao hilazanao izay hipetraka eo amin’ ny seza fiandriananao mpanjaka tompoko handimby anao.
Mark 12:36Kanefa ny tenan’ i Davida dia nampilazain’ ny Fanahy Masìna hoe: Jehovah nilaza tamin’ ny Tompoko hoe: Mipetraha eo an-tanako ankavanana Ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.
Hebrews 3:7Koa araka izay lazain’ ny Fanahy Masìna hoe: "Anio, raha hihaino ny feony ianareo,