Boky voalohan'ny Mpanjaka 23:28
Zalmona Ahohita, Maharay Netofatita,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Zalmon the Ahohite, Maharai the Netophathite,
In Context
27Abiezera Anatotita, Mebonay Hosatita,
29Haleba, zanak’ i Bana Netofatita, Itahy, zanak’ i Ribay, avy any Gibean’ ny taranak’ i Benjamina,
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 23
Cross References
1 Chronicles 8:4sy Abisoa sy Namana sy Ahoa
1 Chronicles 27:13Ny fahafolo, ho amin’ ny volana fahafolo, dia Maharay Netofatita, isan’ ny Zerita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.
Nehemiah 7:26Ny mponina tany Betlehema sy Netofa dia valo amby valo-polo amby zato;