Boky voalohan'ny Mpanjaka 23:39
Oria Hetita; fito amby telo-polo no isan’ izy rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Uriah the Hittite: thirty and seven in all.
In Context
38Ira Jitrita, Gareba Jitrita,
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 23
Cross References
2 Samuel 11:3Ary Davida dia naniraka hanontany ny amin-dravehivavy. Ary nisy nanao hoe: Tsy iny va no Batseba, zanakavavin’ i Eliama, sady vadin’ i Oria Hetita?
2 Samuel 12:9koa nahoana ianao no nanamavo ny tenin’ i Jehovah ka nanao izay ratsy eo imasony? Oria Hetita nasianao ny sabatra, ary ny vadiny nalainao ho vadinao. Eny, efa novonoinao tamin’ ny sabatry ny taranak’ i Amona izy.
1 Chronicles 11:41sy Oria Hetita sy Zabada, zanak’ i Ahelay,