bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 24 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 24:9
Boky voalohan'ny Mpanjaka 24:9
Dia natolotr’ i Joaba ny mpanjaka ny isan’ ny vahoaka voalamina, ka nisy valo hetsy ny lehilahy mahery nahatan-tsabatra tamin’ ny Isiraely, ary dimy hetsy ny lehilahy tamin’ ny Joda.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Joab gave up the sum of the number of the people unto the king: and there were in Israel eight hundred thousand valiant men that drew the sword; and the men of Judah were five hundred thousand men.
In Context
8Ary nony efa nitety ny tany rehetra izy, dia tonga tany Jeroselama, rehefa afaka sivy volana sy roa-polo andro.
10Ary ny eritreritr’ i Davida namely azy, rehefa voaisany ny olona. Ka dia hoy Davida tamin’ i Jehovah: Efa nanota indrindra aho tamin’ izao nataoko izao; koa ankehitriny mifona aminao aho, Jehovah ô, esory ny heloky ny mpanomponao, fa efa nanao fahadalana lehibe aho.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 24
Cross References
Numbers 1:44Ireo no voalamin’ i Mosesy sy Arona ary ny roa ambin’ ny folo lahy lehibe amin’ ny Isiraely, izay samy lohan’ ny fianakaviany avy.
1 Chronicles 27:23Nefa tsy nanisa ny hatramin’ ny roa-polo taona no ho midìna Davida; fa Jehovah efa nilaza fa hampitombo ny Isiraely ho tahaka ny kintana eny amin’ ny lanitra Izy.
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 24:9