Boky voalohan'ny Mpanjaka 3:16
Ary io vadiny io nanaraka azy ka nitomany teny aoriany hatrany Bahorima. Fa hoy Abnera taminy: Mandehana miverina. Dia niverina izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
15Ary Isboseta naniraka naka an’ i Mikala tany amin’ i Paltiela vadiny, zanak’ i Laisy.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 3
Cross References
2 Samuel 16:5Ary nony nanakaiky an’ i Bahorima Davida mpanjaka, indro, nisy lehilahy, tamingan’ i Saoly ny anarany dia Simey, zanak’ i Gera nivoaka avy tao izy ka nanozona teny am-pandehanana.
2 Samuel 19:16Ary dia nody ny mpanjaka ka tonga tao Jordana; ary ny Joda tonga tao Gilgala hitsena ny mpanjaka hitondra azy hita an’ i Jordana.
2 Samuel 23:31Abi-albona Arbatita, Azmaveta Psaromita,
Proverbs 9:17Mamy ny rano angalarina, Ary fy ny mofo hanina amin’ ny fiafenana,