bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 3 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 3:28
Boky voalohan'ny Mpanjaka 3:28
Ary rehefa afaka izany, dia nahare Davida, ka hoy izy: Tsy manan-keloka mandrakizay eo anatrehan’ i Jehovah izaho sy ny fanjakako ny amin’ ny ran’ i Abnera, zanak’ i Nera.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And afterward when David heard it, he said, I and my kingdom are guiltless before the LORD for ever from the blood of Abner the son of Ner:
In Context
27Ary nony niverina tao Hebrona Abnera, dia nentin’ i Joaba nitanila tao anaty vavahady hiresaka aminy mangingina, kanjo nasiany tamin’ ny kibony ka matiny ho todin’ ny ran’ i Asahela rahalahiny.
29Hitsingerina amin’ ny lohan’ i Joaba sy ny tarana-drainy rehetra anie ny todin’ izany; ary tsy ho tapaka amin’ ny taranak’ i Joaba anie ny marary mitsika, na ny boka, na ny mamahana amin’ ny tehina, na ny lavon-tsabatra, na ny tsy manan-kohanina.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 3
Cross References
Genesis 4:10Ary hoy Izy: Inona no nataonao? Ny feon’ ny ran’ ny rahalahinao mitaraina amiko avy amin’ ny tany.
Exodus 21:12Izay mamely olona ka mahafaty azy dia hatao maty tokoa;
Deuteronomy 21:1Raha tahìny misy maty novonoin’ olona hita miampatra any an-tsaha amin’ ny tany izay omen’ i Jehovah Andriamanitrao anao holovana, ary tsy fantatra izay nahafaty azy,
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 3:28