Boky voalohan'ny Mpanjaka 3:4
ary ny fahefatra dia Adonia, zanak’ i Hagita; ary ny fahadimy dia Sefatia, zanak’ i Abitala;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the fourth, Adonijah the son of Haggith; and the fifth, Shephatiah the son of Abital;
In Context
5ary ny fahenina dia Jitreama, tamin’ i Egla, vadin’ i Davida. Ireo no naterak’ i Davida tao Hebrona.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 3
Cross References
1 Kings 1:5Ary Adonia, zanakalahin’ i Hagita, nanandratra ny tenany ka nanao hoe: Izaho no hanjaka; dia nanomana kalesy sy mpitaingin-tsoavaly ary dimam-polo lahy ho mpihazakazaka eo alohany izy.