The Bible Software
bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 4 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 4:1

Boky voalohan'ny Mpanjaka 4:1

Ary nony ren’ ny zanakalahin’ i Saoly fa maty tany Hebrona Abnera, dia niraviravy tanana izy, ary raiki-tahotra ny Isiraely rehetra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And when Saul’s son heard that Abner was dead in Hebron, his hands were feeble, and all the Israelites were troubled.

In Context

2Ary nisy roa lahy, lehiben’ ny mpitohan’ ny zanakalahin’ i Saoly, Bana no anaran’ ny iray, ary Rekaba no anaran’ ny iray, samy zanak’ i Rimona Berotita tamin’ ny taranak’ i Benjamina (fa Berota koa natao ho isan’ ny an’ i Benjamina;

Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 4

Cross References

2 Samuel 17:2ary ho tonga ao aminy aho amin’ ilay izy mbola sasatra sy reraka iny, ka dia hotairiko; dia handositra ny vahoaka rehetra izay any aminy, ary ny mpanjaka ihany no hasiako;

Nehemiah 6:9Fa ta-hampahatahotra anay izy rehetra, ka hoy izy: Ho kivy amin’ ny asa izy ka tsy hahatontosa. Koa ankehitriny ampaherezo e ny tanako!

Isaiah 35:3Ampaherezonareo ny tanana miraviravy, ary hatanjaho ny lohalika malemy.

Jeremiah 50:43Efa ren’ ny mpanjakan’ i Babylona ny lazany, ka miraviravy tànany izy; Fahoriana no mahazo azy, eny, fanaintainana tahaka ny vehivavy raha miteraka.

Matthew 2:2Aiza Ilay teraka ho Mpanjakan’ ny Jiosy? fa nahita ny kintany teny atsinanana izahay ka tonga mba hiankohoka eo anatrehany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 4:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Boky voalohan'ny Mpanjaka 4Boky voalohan'ny Mpanjaka 4:2 →