Boky voalohan'ny Mpanjaka 4:2
Ary nisy roa lahy, lehiben’ ny mpitohan’ ny zanakalahin’ i Saoly, Bana no anaran’ ny iray, ary Rekaba no anaran’ ny iray, samy zanak’ i Rimona Berotita tamin’ ny taranak’ i Benjamina (fa Berota koa natao ho isan’ ny an’ i Benjamina;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
3ary ny Berotita nandositra nankany Gitaima, dia nivahiny tany mandraka androany).
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 4
Cross References
Joshua 18:25sy Gibeona sy Rama sy Berota
2 Samuel 3:22Ary, indreo, tonga ny mpanaraka an’ i Davida sy Joaba avy nitoha ka nitondra babo be; ary efa tsy teo amin’ i Davida tao Hebrona intsony Abnera, fa efa nalefany izy, ka dia lasa soa aman-tsara.
2 Kings 5:2Ary ny Syriana nivoaka nanao an-tokony ka nitondra ny zazavavy kely anankiray babo avy tany amin’ ny tanin’ ny Isiraely; ary nanompo ny vadin’ i Namana io.