Boky voalohan'ny Mpanjaka 5:13
Ary Davida mbola naka vaditsindrano sy vady koa tany Jerosalema, rehefa tonga avy tany Hebrona izy; ary dia nisy zanakalahy sy zanakavavy koa naterak’ i Davida.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
14Ary izao no anaran’ ny naterany tany Jerosalema: Samoa sy Sobaba sy Natana sy Solomona
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 5
Cross References
Deuteronomy 17:17Ary aoka tsy hamporafy maro izy, fandrao hivily ny fony; ary aoka tsy hamory volafotsy na volamena be ho azy izy.
2 Samuel 12:2Ilay manan-karena nanana ondry aman’ osy sy omby betsaka;
1 Chronicles 3:9Ireo rehetra ireo no zanakalahin’ i Davida, afa-tsy ny zanaky ny vaditsindranony sy Tamara, anabavin’ ireo.
2 Chronicles 11:18Ary Rehoboama naka an’ i Mahalota, zanakavavin’ i Jerimota, zanak’ i Davida, sy Abihaila, zanakavavin’ i Eliaba, zanak’ i Jese, ho vadiny,