The Bible Software
bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 5 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 5:17

Boky voalohan'ny Mpanjaka 5:17

Koa nony ren’ ny Filistina fa efa nohosoran’ ny olona ho mpanjakan’ ny Isiraely Davida, dia niakatra hitady azy ny Filistina rehetra; fa raha ren’ i Davida izany dia nidina tao amin’ ny batery fiarovana izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But when the Philistines heard that they had anointed David king over Israel, all the Philistines came up to seek David; and David heard of it, and went down to the hold.

In Context

16sy Elisama sy Eliada ary Elifeleta.

18Ary dia tonga ny Filistina ka nihahakahaka teny amin’ ny Lohasahan’ ny Refaïta.

Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 5

Cross References

2 Samuel 21:15Ary niady indray ny Filistina sy ny Isiraely; ary Davida sy ny mpanompony izay nanaraka azy dia nidina ka niady tamin’ ny Filistina, ary reraka Davida.

1 Chronicles 11:16Ary Davida dia tao amin’ ny batery fiarovana tamin’ izay, ary ny miaramilan’ ny Filistina kosa dia tao Betlehema.

Psalms 2:1Nahoana no mitabataba ny jentilisa, ary misaina anoano foana ny firenena?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 5:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky voalohan'ny Mpanjaka 5:16Boky voalohan'ny Mpanjaka 5Boky voalohan'ny Mpanjaka 5:18 →