Boky voalohan'ny Mpanjaka 5:4
Telo-polo taona Davida fony izy vao nanjaka, ary nanjaka efa-polo taona izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
David was thirty years old when he began to reign, and he reigned forty years.
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 5
Cross References
Genesis 41:46Ary efa telo-polo taona Josefa, raha niseho teo anatrehan’ i Farao, mpanjakan’ i Egypta. Dia niala teo anatrehan’ i Farao Josefa ka nandeha nitety ny tany Egypta rehetra.
1 Chronicles 3:4Ireo enina ireo no naterany tao Hebrona; fa tao no nanjakany fito taona sy enim-bolana; ary tany Jerosalema kosa no nanjakany telo amby telo-polo taona.
1 Chronicles 29:27Ary ny andro nanjakany tamin’ ny Isiraely dia efa-polo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tany Jerosalema no nanjakany telo amby telo-polo taona.