Boky voalohan'ny Mpanjaka 6:1
Ary novorin’ i Davida indray ny lehilahy voafantina rehetra tamin’ ny Isiraely, dia telo alina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Again, David gathered together all the chosen men of Israel, thirty thousand.
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 6
Cross References
2 Samuel 5:1Dia tonga tao amin’ i Davida tao Hebrona ny firenen’ Isiraely rehetra ka nanao hoe: Indreto izahay, fa taolanao sy nofonao.
1 Chronicles 13:1Ary Davida naka saina tamin’ ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato, dia ny mpifehy rehetra,
1 Chronicles 13:13Dia tsy nafindran’ i Davida ho ao aminy ao an-tanànan’ i Davida ny fiara, fa naviliny ho ao an-tranon’ i Obed-edoma Gatita.