Boky voalohan'ny Mpanjaka 7:17
Araka izany teny rehetra izany sy araka izao fahitana rehetra izao no nolazain’ i Natana tamin’ i Davida.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
According to all these words, and according to all this vision, so did Nathan speak unto David.
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 7
Cross References
1 Chronicles 17:15Araka izany teny rehetra izany sy araka izao fahitana izao no nolazain’ i Natana tamin’ i Davida.
Acts 20:27Fa tsy nafeniko anareo, fa notoriko taminareo avokoa ny saina rehetra natolotr’ Andriamanitra.