The Bible Software
bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 7 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 7:3

Boky voalohan'ny Mpanjaka 7:3

Dia hoy Natana tamin’ ny mpanjaka: Andeha, ataovy izay rehetra ao am-ponao; fa Jehovah no momba anao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Nathan said to the king, Go, do all that is in thine heart; for the LORD is with thee.

In Context

2dia hoy ny mpanjaka tamin’ i Natana mpaminany: Akory izato izaho mitoetra amin’ ny trano sedera, nefa ny fiaran’ Andriamanitra kosa mitoetra ao anaty lay!

4Ary tamin’ ny alin’ iny ihany dia tonga tamin’ i Natana ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:

Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 7

Cross References

1 Samuel 14:7Dia hoy kosa ny mpitondra ny fiadiany taminy: Ataovy izay rehetra ao am-ponao; mandrosoa ihany; indro, hanaraka anao aho araka ny sitraponao.

1 Kings 1:8Fa Zadoka mpisorona sy Benaia, zanak’ i Joiada, sy Natana mpaminany sy Simey sy Rey ary ny lehilahy mahery izay an’ i Davida kosa tsy mba niandany tamin’ i Adonia.

1 Kings 8:18Nefa hoy Jehovah tamin’ i Davida raiko: Satria tao am-ponao ny fikasana hanao trano ho an’ ny anarako, dia tsara izany fikasanao izany.

1 Chronicles 22:7ary nanao taminy hoe: Anaka, efa mby tato am-poko ny hanao trano ho an’ ny anaran’ i Jehovah Andriamanitro;

1 Chronicles 29:29Ary ny tantaran’ i Davida mpanjaka, na ny voalohany na ny farany, indro fa efa voasoratra ao amin’ ny bokin’ i Samoela mpahita sy ao amin’ ny bokin’ i Natana mpaminany ary ao amin’ ny bokin’ i Gada mpahita izany,

Psalms 20:4Hahatsiaro ny fanatitra hohaninao rehetra anie Izy, ary hankasitraka ny fanatitra doranao. [Sela.]

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 7:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky voalohan'ny Mpanjaka 7:2Boky voalohan'ny Mpanjaka 7Boky voalohan'ny Mpanjaka 7:4 →