bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 8 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 8:7
Boky voalohan'ny Mpanjaka 8:7
Ary nalain’ i Davida ny ampinga volamena izay teny amin’ ny mpanompon’ i Hadadezera ka nentiny nankany Jerosalema.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And David took the shields of gold that were on the servants of Hadadezer, and brought them to Jerusalem.
In Context
6Ary nametrahan’ i Davida miaramila tany Syria momba an’ i Damaskosy; dia tonga mpanompon’ i Davida ny Syriana ka nandoa hetra. Fa Jehovah nampahery an’ i Davida teny amin’ izay rehetra nalehany.
8Ary teo Beta sy Berotahy, tanànan’ i Hadadezera, no nahazoan’ i Davida mpanjaka babo varahina be dia be.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 8
Cross References
1 Kings 14:26dia nobaboiny ny rakitry ny tranon’ i Jehovah sy ny rakitry ny tranon’ ny mpanjaka ka lasany avokoa; ary nobaboiny koa ny ampinga volamena rehetra nataon’ i Solomona
1 Chronicles 18:7Ary nalain’ i Davida ny ampinga volamena teny amin’ ny mpanompon’ i Hadarezera ka nentiny nankany Jerosalema.
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 8:7