bible.software › Boky voalohan'ny Mpanjaka › Boky voalohan'ny Mpanjaka 9 › Boky voalohan'ny Mpanjaka 9:5
Boky voalohan'ny Mpanjaka 9:5
Ary Davida mpanjaka naniraka haka azy tao an-tranon’ i Makira, zanak’ i Amiela, tao Lodebara.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then king David sent, and fetched him out of the house of Machir, the son of Ammiel, from Lo-debar.
In Context
4Ary hoy ny mpanjaka taminy; Aiza anefa izy? Dia hoy Ziba tamin’ ny mpanjaka: Indro izy ao an-tranon’ i Makira, zanak’ i Amiela, ao Lo-debara.
6Ary nony tonga teo amin’ i Davida Mefiboseta, zanak’ i Jonatana, zanak’ i Saoly, dia niankohoka sy nitsaoka azy izy. Ary hoy Davida: Mefiboseta! Dia hoy izy: Inty ny mpanomponao.
Read all of Boky voalohan'ny Mpanjaka 9
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Mpanjaka 9:5