Epistily faharoa ho an'i Timoty 1:16
Homen’ ny Tompo famindram-po anie ny ankohonan’ i Onesiforosy; satria namelombelona ny fanahiko matetika izy, fa tsy menatra ny gadrako;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
15Fantatrao fa efa nahafoy ahy izay rehetra any Asia; isan’ ireny Fygelo sy Hermogena.
17fa raha tany Roma izy, dia nitady ahy fatratra ka nahita
Read all of Epistily faharoa ho an'i Timoty 1
Cross References
Nehemiah 13:14Tsarovy aho noho izany, ry Andriamanitro ô, ka aza kosehina ny soa nataoko tao amin’ ny tranon’ Andriamanitro sy ny amin’ ny raharaha tokony hatao ao.
Nehemiah 13:31ary ny amin’ ny fanaterana ny kitay hazo tamin’ izay fotoan’ androny sy ny voaloham-bokatra. Tsarovy aho ka hasoavy, ry Andriamanitro ô.
Psalms 37:26Miantra mandrakariva ireny ka mampisambotra; ary ny taranany hotahina.
Matthew 5:7Sambatra ny miantra; fa izy no hiantrana.
Matthew 25:17Ary toy izany koa, ilay nandray ny roa dia nahazo roa ho tombony.
Acts 28:20Ary izany zavatra izany no nampanalako anareo, hahitako anareo sy hiresahako aminareo; fa noho ny fanantenan’ ny Isiraely no ifatorako amin’ ity gadra ity.