Epistily faharoa ho an'i Timoty 1:4
ary maniry hahita anao aho (satria tsaroako ny ranomasonao), mba ho feno fifaliana aho;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Greatly desiring to see thee, being mindful of thy tears, that I may be filled with joy;
In Context
Read all of Epistily faharoa ho an'i Timoty 1
Cross References
Psalms 126:5Izay mamafy am-pitomaniana Dia hijinja am-pifaliana.
Jeremiah 31:13Ary amin’ izany dia ho faly amin’ ny fandihizana ny virijina mbamin’ ny zatovo sy ny antitra koa; Fa hampodiko ho fifaliana ny fitomaniany, ka hampiononiko sy hampifaliko izy ho afaka alahelo.
John 16:24Mandraka ankehitriny dia tsy mbola nangataka na inona na inona tamin’ ny anarako ianareo; mangataha, dia hahazo ianareo, mba ho tanteraka ny fifalianareo.
Acts 20:31Koa miambena, ary tsarovy fa telo taona mipaka aho tsy nitsahatra nananatra anareo rehetra andro aman’ alina tamin’ ny ranomaso.
Romans 1:11Fa maniry hahita anareo aho hanomezako anareo fahasoavam-panahy ho anareo, mba hampaharezina ianareo,
Philippians 1:8Fa Andriamanitra no vavolombeloko fa manina anareo rehetra indrindra aho amin’ ny famindram-pon’ i Kristy Jesosy.