Epistily faharoa ho an'i Timoty 2:10
Izany no iaretako ny zavatra rehetra noho ny amin’ ny olom-boafidy, mba hahazoan’ ireny koa famonjena, dia izay ao amin’ i Kristy Jesosy, mbamin’ ny voninahitra mandrakizay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
11Mahatoky izao teny izao: Fa raha miara-maty aminy isika, dia hiara-belona aminy koa;
Read all of Epistily faharoa ho an'i Timoty 2
Cross References
Proverbs 8:35Fa izay mahita ahy dia mahita fiainana Sady mahazo sitraka amin’ i Jehovah;
Matthew 24:24Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny.
Luke 22:57Fa izy nandà ka nanao hoe: Ravehivavy, tsy fantatro Izy.
John 17:9Izaho mangataka ho azy; tsy mangataka ho an’ izao tontolo izao Aho, fa ho an’ izay nomenao Ahy, satria Anao izy.
Romans 2:7ho an’ izay maharitra manao soa mandrakariva ka mitady voninahitra sy laza ary tsi-fahafatesana, dia fiainana mandrakizay;
1 Corinthians 9:22tamin’ ny malemy dia tonga malemy aho, mba hahazoako ny malemy; efa tonga zavatra rehetra aho amin’ ny olona rehetra, mba hamonjeko ny sasany na iza na iza.