Epistily faharoa ho an'i Timoty 2:7
Diniho izay lazaiko, fa homen’ ny Tompo fahazavan-tsaina ny amin’ ny zavatra rehetra ianao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Consider what I say; and the Lord give thee understanding in all things.
In Context
6Ny mpiasa tany izay misasatra no tokony ho voalohany handray ny vokatra.
Read all of Epistily faharoa ho an'i Timoty 2
Cross References
Exodus 36:1Dia hiasa Bezalila sy Oholiaba ary ny olona hendry rehetra, izay nomen’ i Jehovah fahendrena sy fahiratan-tsaina, hahaizany hanao ny asa rehetra ho amin’ ny fanompoana ao amin’ ny fitoerana masìna, araka izay rehetra nandidian’ i Jehovah.
Deuteronomy 4:39Koa aoka ho fantatrao anio, ka tsarovy ao am-ponao, fa Jehovah no Andriamanitra any amin’ ny lanitra ambony sy etỳ amin’ ny tany ambany, ka tsy misy afa-tsy Izy.
1 Chronicles 22:12Ary homen’ i Jehovah saina sy fahendrena anie ianao ka hatsangany ho mpanapaka ny Isiraely, mba hitandremanao ny lalan’ i Jehovah Andriamanitrao.
2 Chronicles 1:8Dia hoy Solomona tamin’ Andriamanitra: Hianao efa naneho fahasoavana lehibe tamin’ i Davida raiko ary nampanjaka ahy handimby azy.
Psalms 119:73Ny tananao nanao ahy sy namboatra ahy; Ampianaro aho, mba hianarako ny didinao.
Psalms 119:144Ny fahamarinan’ ny teni-vavolombelonao dia mandrakizay; Ampianaro aho, mba ho velona.