The Bible Software
bible.software › Epistily faharoa ho an'i Timoty › Epistily faharoa ho an'i Timoty 4 › Epistily faharoa ho an'i Timoty 4:11

Epistily faharoa ho an'i Timoty 4:11

Lioka ihany no ato amiko. Alao Marka, ka ento miaraka aminao, fa mahasoa ahy amin’ ny fanompoana izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Only Luke is with me. Take Mark, and bring him with thee: for he is profitable to me for the ministry.

In Context

10fa Demasy efa nandao ahy, satria tia izao fiainana izao izy ka lasa nankany Tesalonika; Kreska nankany Galatia, Titosy nankany Dalmatia.

12Tykiko dia nirahiko ho any Efesosy.

Read all of Epistily faharoa ho an'i Timoty 4

Cross References

Matthew 19:30Nefa maro izay voalohany no ho farany, ary izay farany no ho voalohany.

Luke 13:30Ary, indro, misy ny aoriana ho aloha, ary misy ny aloha ho aoriana.

Acts 12:25Ary Barnabasy sy Saoly niverina avy tany Jerosalema, rehefa vita ny fanompoany, dia nitondra an’ i Jaona, izay atao hoe Marka, hiaraka aminy.

Acts 16:10Ary nony nahita ny fahitana izy, dia nitady handeha niaraka tamin’ izay hankany Makedonia izahay, satria nataonay fa Andriamanitra no efa niantso anay hitory ny filazantsara amin’ ny olona any.

Colossians 4:14Manao veloma anareo Lioka malala, mpanao fanafody, sy Demasy.

Philemon 1:24sy Marka sy Aristarko sy Demasy ary Lioka, mpiara-miasa amiko.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily faharoa ho an'i Timoty 4:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily faharoa ho an'i Timoty 4:10Epistily faharoa ho an'i Timoty 4Epistily faharoa ho an'i Timoty 4:12 →