The Bible Software
bible.software › Epistily faharoa ho an'i Timoty › Epistily faharoa ho an'i Timoty 4 › Epistily faharoa ho an'i Timoty 4:19

Epistily faharoa ho an'i Timoty 4:19

Manaova veloma amin’ i Prisila sy Akoila mbamin’ ny ankohonan’ i Onesiforosy;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Salute Prisca and Aquila, and the household of Onesiphorus.

In Context

18Ary ny Tompo hanafaka ahy amin’ ny asa ratsy rehetra ka hamonjy ahy ho any amin’ ny fanjakany any an-danitra; ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amena.

20Erasto nitoetra tany Korinto; fa Trofimo nilaozako tany Mileto, satria narary izy.

Read all of Epistily faharoa ho an'i Timoty 4

Cross References

Acts 18:18Ary Paoly mbola nitoetra teo andro maromaro ihany, ary rehefa nanao veloma ny rahalahy izy, dia niondrana an-tsambo nankany Syria, ary Prisila sy Akoila niaraka taminy koa; ny volon-dohany nohetezany tany Kenkrea, satria efa nivoady izy.

Romans 16:3Veloma amin’ i Prisila sy Akoila, mpiara-miasa amiko ao amin’ i Kristy Jesosy;

2 Timothy 1:16Homen’ ny Tompo famindram-po anie ny ankohonan’ i Onesiforosy; satria namelombelona ny fanahiko matetika izy, fa tsy menatra ny gadrako;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily faharoa ho an'i Timoty 4:19

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily faharoa ho an'i Timoty 4:18Epistily faharoa ho an'i Timoty 4Epistily faharoa ho an'i Timoty 4:20 →