The Bible Software
bible.software › Epistily faharoa ho an'i Timoty › Epistily faharoa ho an'i Timoty 4 › Epistily faharoa ho an'i Timoty 4:20

Epistily faharoa ho an'i Timoty 4:20

Erasto nitoetra tany Korinto; fa Trofimo nilaozako tany Mileto, satria narary izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Erastus abode at Corinth: but Trophimus have I left at Miletum sick.

In Context

19Manaova veloma amin’ i Prisila sy Akoila mbamin’ ny ankohonan’ i Onesiforosy;

21Mazotoa hankatỳ alohan’ ny ririnina. Manao veloma anao Eobolo sy Poda sy Lino sy Klaodia mbamin’ ny rahalahy rehetra.

Read all of Epistily faharoa ho an'i Timoty 4

Cross References

Acts 20:4Ary niaraka taminy hatrany Asia Sopatera, zanak’ i Pyro, avy any Beria, ary Aristarko sy Sekondo avy any Tesalonika, ary Gaio avy any Derbe, ary Timoty, ary Tykiko sy Trofimo avy any Asia.

Acts 20:17Ary raha tany Mileto Paoly, dia naniraka hankany Efesosy izy ka nampaka ny loholon’ ny fiangonana hankeo aminy.

Romans 16:23Gaio, ilay itoeranay sy ny fiangonana rehetra, manao veloma anareo. Erasto, mpitahiry ny volam-panjakana ato an-tanàna, sy Koarto rahalahy manao veloma anareo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily faharoa ho an'i Timoty 4:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily faharoa ho an'i Timoty 4:19Epistily faharoa ho an'i Timoty 4Epistily faharoa ho an'i Timoty 4:21 →