Epistily faharoa ho an'i Timoty 4:22
Ho amin’ ny fanahinao anie ny Tompo. Ho aminareo anie ny fahasoavana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The Lord Jesus Christ be with thy spirit. Grace be with you. Amen.
In Context
Read all of Epistily faharoa ho an'i Timoty 4
Cross References
Romans 1:7ho an’ izay rehetra any Roma, malalan’ Andriamanitra sady voantso ho masìna; ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’ Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.
1 Corinthians 16:23Ho aminareo anie ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompo;
Galatians 6:18Ho amin’ ny fanahinareo anie, ry rahalahy, ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompontsika. Amena.
Colossians 4:18Ity no veloma ataon’ ny tanako, izaho Paoly. Tsarovy ny fifatorako. Ho aminareo anie ny fahasoavana.
Philemon 1:25Ho amin’ ny fanahinareo anie ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompontsika. Amena.
Revelation 22:21Ho amin’ ny olona masìna anie ny fahasoavan’ i Jesosy Tompo. Amena.