Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1:15
Ho aminao anie ny fiadanana. Ny sakaiza atỳ manao veloma anao. Veloma amin’ ny sakaiza tsirairay araka ny anarany avy.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
14fa manantena hahita anao faingana ihany aho, dia hiteny mifanatrika isika.
Read all of Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1