The Bible Software
bible.software › Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona › Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1 › Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1:3

Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1:3

Fa faly indrindra aho, fony nisy rahalahy tonga ka nanambara ny fahamarinanao, dia toy ny andehananao araka ny fahamarinana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For I rejoiced greatly, when the brethren came and testified of the truth that is in thee, even as thou walkest in the truth.

In Context

2Ry malala, mangataka aho mba hambinina sy ho salama amin’ ny zavatra rehetra anie ianao, tahaka izay anambinana ny fanahinao ihany.

4Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho, dia ny andrenesako fa mandeha araka ny fahamarinana ny zanako.

Read all of Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1

Cross References

Psalms 119:11Ato am-poko no iraketako ny teninao, Mba tsy hanotako aminao.

2 Corinthians 7:6Fa Andriamanitra, Izay mampionona ny mpandefitra, no efa nampionona anay tamin’ ny nahatongavan’ i Titosy,

Philippians 1:4mandrakariva aho amin’ ny fivavahako rehetra ho anareo rehetra, ka mangataka amin’ ny fifaliana,

1 Thessalonians 2:19Fa inona moa no fanantenanay, na fifalianay, na satro-boninahitra reharehanay? Moa tsy ianareo eo anatrehan’ i Jesosy Tompontsika amin’ ny fihaviany va?

2 John 1:2noho ny fahamarinana izay mitoetra ato anatintsika sady ho ato amintsika mandrakizay:

3 John 1:4Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho, dia ny andrenesako fa mandeha araka ny fahamarinana ny zanako.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1:2Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1:4 →