The Bible Software
bible.software › Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona › Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1 › Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1:8

Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1:8

Koa isika dia tokony handray tsara izay toy izany, mba ho mpiara-miasa aminy amin’ ny fahamarinana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

We therefore ought to receive such, that we might be fellowhelpers to the truth.

In Context

7fa noho ny Anarana no niangany, ka tsy naka na inona na inona tamin’ ny jentilisa izy.

9Nanoratra tamin’ ny fiangonana Ihany aho; nefa Diotrefa, izay te-ho lohany, dia tsy mba mandray anay.

Read all of Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1

Cross References

Psalms 94:16Iza no hitsangana ho ahy hisakana ny mpanao ratsy? Iza no hiseho ho ahy hisakana ny mpanao meloka?

Matthew 10:40Izay mandray anareo dia mandray Ahy; ary izay mandray Ahy dia mandray Izay naniraka Ahy.

1 Corinthians 3:5Koa inona moa Apolosy, ary inona moa Paoly? Mpanompo ihany izay nahatonga anareo ho mpino ireo, dia samy araka ny nomen’ ny Tompo azy avy.

2 Corinthians 6:1Ary izahay mpiara-miasa aminy dia mangataka aminareo koa mba tsy handraisanareo foana ny fahasoavan’ Andriamanitra

2 Corinthians 8:23Raha ny amin’ i Titosy, dia namako izy sady mpiara-miasa amiko ho anareo; ary ireo rahalahinay, dia iraky ny fiangonana izy sady voninahitr’ i Kristy.

Colossians 4:11ary Jesosy, izay atao hoe Josto, avy amin’ ny voafora ireo. Ireo ihany no mpiara-miasa amiko hampandroso ny fanjakan’ Andriamanitra sady tonga fampiononana ahy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1:7Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1:9 →